Teny iditra kantsanana (kantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tapahina tanteraka amin' ny antsy maranitra; didiana tarangana: Nokantsanany tamin' ny antsimbilona ny rambon' ilay ondry [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kantsanana, kantsanako, kantsananao, kantsanany, kantsanantsika, kantsananay, kantsananareo, kantsanan', kantsanan-, kantsanam-, kantsana-
Ny lasa : nokantsanana, nokantsanako, nokantsananao, nokantsanany, nokantsanantsika, nokantsananay, nokantsananareo, nokantsanan', nokantsanan-, nokantsanam-, nokantsana-
Ny hoavy : hokantsanana, hokantsanako, hokantsananao, hokantsanany, hokantsanantsika, hokantsananay, hokantsananareo, hokantsanan', hokantsanan-, hokantsanam-, hokantsana-
Filaza mandidy : kantsano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20