Entrée kansera
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretina nantsoin' ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan' ny taova iray izay mitombo tsy ara-dalàna ka mananika amin' ny faritra hafa ary dia miely eran' ny tena ka manambaka ny aina; ny ankabeazan' ny kansera vao miforona dia mety ho sitrana raha tsaboina amin' io fotoana io [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: cancer.

Mis à jour le 2020/07/31