Teny iditra kankandio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin' ny lalandran' ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano. (Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsinay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin' ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa) [1.1]
 [ kakan-dio ] Karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Bilharzie [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra sokoraty

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31