Teny iditra | kamifaoro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ahalalana koa ny ravintsara, izay akana menaka misy fofony manitra fanao fanafody (Cinnamomum camphora) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (de l'anglais « camphor »). Nom donné au camphre utilisé en pharmacie et, par extension, au camphrier, Cinnamomum camphora (L.) J.Presl (Lauraceae). Ce même arbre, planté comme arbre d'ornement à Tananarive, est plus connu aujourd'hui sous le nom de ravintsara. [1.196] | |
Anarana siantifika | Cinnamomum camphora | |
Ohatra | Ny dité sy ny kafe sy ny paraky sy ny kininina ary ny kamifaoro, ets.
[1.357] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Ny fihaviany | Anglisy: camphor. | |
Fivaditsoratra | kamifaoro, mikaforoa |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/28 |