Teny iditra kalaina (laina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Kamo amin' izay atao rehetra, tsy manana fahazotoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A lazy fellow [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Paresseux de mauvaise volonté [1.3]
Ohatra Votsa saina sy kalaina [2.285]
Tovy hevitra kalaimpory

Teny iditra kalaina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Chef, patron [1.60]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20