Teny iditra kakajo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Hazo na tapa-kazo: kakajo diana am-potaka: dina ny vodine mitranga ny lohane, ka diana ny lohane, mitringa ny vodiny (hazo hitsahina am-potaka ka tsindriana ny lohany, miainga ny vodiny) [1.78]

Teny iditra kakajo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tilikambo [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31