Teny iditra |
kaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra atao anelanelan' ny rafitra hampihizina azy, na tohan-javatra asisika eo ambaniny mba hahamarin-toerana azy: Asio kakany ity latabatra ity fa mitoletsy
Sombin-kanina kely tafasitrika anelanelan' ny nify [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A wedge; something stuck between the teeth [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cale, coin; parcelles de nourriture prises entre les dents [1.8]
|
Sampanteny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
kaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Panaris. [1.19]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Biby [1.78]
|
|