Teny iditra | kaikitra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiketohana, famelezana amin' ny nify: Ny kaikitry ny amboakely tiana no tsy tanty [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A bite, a sting [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Morsure, coup de dent [1.8] | |||||||||||||||
Morsure [1.13] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kaikitra io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | akikitra, kaikitra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |