Teny iditra | kahankahana (kahana) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiantsoana ny omby hanatona. Fanaovana teny an' avona raha mandà [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Espèce de grognement pour appeler les boeufs. Refus obstiné avec ostentation, parade, arrogance, moquerie [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | kahana | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |