Teny iditra | kafeina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hery ao anatin' ny kafe izay mampihendratrendratra ny hozatra ka manamora ny asa ara-tsaina [1.1] | |
Ny fihaviany | Frantsay: caféine. | |
Fivaditsoratra | afenaky, kafeina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |