Teny iditra jiodo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana tolona sy ady totohondry miharo, japoney, izay efa miely hatraizahatraiza ankehitriny, miompana amin' ny fahakingana sy ny fahatsiarovan-tena matselaka ka sady fampiasam-batana fatratra no fiarovan-tena mahomby raha misy mamely [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: judo.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31