Teny iditra jio
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Hajefena, hakiliolio, haratsian-toetra
Mpiriorio, mpangalatra, mpanao tontakely, olon-tsy vanona, fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe lahy, vavy: Jiolahy, jiovavy (izay indraindray ataon' ny maro hoe jiolahim-bavy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Rôdeur, vagabond, vaurien [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra jio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Vakim-bilana fakana afo [1.78]

Teny iditra jio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Fragment, têt, tesson. [1.19]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26