Teny iditra jiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Jamba [1.78]
 Jamba, maizina tanteraka [2.606]
Ohatra Ndreo efa-dahy hambara ho antsika Handomba ny Gasy fa goa tsy mahita, Jiky tokoa ka natao fañohara. [2.606]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/17