Entrée jemby
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena
Mitovy hevitra: badenina ~ farina ~ jambena ~ jenjina ~ mantsafofoka ~ safotra ~ tsy mahita izay ambonin' ny tany ~ tsy mahita ny atsimo sy avaratra ~ voan' ny tamberintany
Dérivations 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31