Teny iditra jejo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny
Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Wanton, licentious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lascif [1.3, 1.8]
 Qui a la tête légère, folâtre, sémillant, libre dans ses allures [1.3]
Ohatra 
1entin'ny olona jejo mihaingo. [2.314]
2Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [1.299]
Sampanteny 
Tovy hevitra jejojejo
Kamban-teny 
Mpanahaka  jifa ~ pilaka ~ jefy ~ jefitra ~ jila ~ tefitra ~ langa ~ maola ~ malanga
Ohabolana 

Teny iditra jejo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Tanin'afo, tifonoana [1.78]
Tovy hevitra jiajia

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/21