Teny iditra | jefijefy (jefy) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mipelipelika noho ny hajejoana, fatra-panao fihetsehana tsy dia maotina loatra, mba hirehan' ny mason' ny olona any amin' ny tena [1.1] | |
Sampanteny |
| |
Tovy hevitra | jefy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |