Teny iditra | japina (japy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ihazakazahana taingenana eny am-pandehanana: Nojapiny ilay fiarambahoaka, nefa tsy nahatana tsara ny varavarana ny tanany ka nianjera nitsirara izy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | japina, pianja |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |