Entrée jananaka
Partie du discours nom
Définition malgache Firotsahan' ny orana tsy misy fiatoana, fivoahan' ny ra toa mitifitra tsy mety mijanona amin' ny ratra [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes jananaika

Mis à jour le 2020/07/31