Teny iditra jamba mitantana jamba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona samy tsy mahay no mifanoro na mifampianatra: tsy misy soa ho azon' izy ireo na kely aza [1.1]
Singan-teny jamba ; mitantana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01