Teny iditra izarao (zara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony izarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Dia hoy Andrianarisaina: "Hamono omby telo aho, ka hianareo telo mirahavavy no hitatana azy, ka izao no izarao azy" [2.293]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31