Teny iditra izany hoe
Singan-teny izany ; hoe
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Izao no heviny, toy izao; enti-manazava ny hevitra na ny teny iray: Aza manao izay hampalahelo an' Andriamanitra, izany hoe aza manota [1.1]
Fanazavàna teny anglisy That is to say [1.7]
Fanazavàna teny frantsay C'est-à-dire [1.8, 1.13]
 I.e.; id est [1.13]
Ohatra 
1Izany hoe tsy ho ampy ny vola [2.285]
2mainka moa fa izany hoe hevitro izany [2.4]
3veloma tsy mandrakizay, izany hoe mbola hihaona [2.314]
4Raha izany hoe hanaraka anareo, dia sanatria anay! [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01