Teny iditra ivolanana (volana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ivolanana, ivolanako, ivolananao, ivolanany, ivolanantsika, ivolananay, ivolananareo, ivolanan', ivolanan-, ivolanam-, ivolana-
Ny lasa : nivolanana, nivolanako, nivolananao, nivolanany, nivolanantsika, nivolananay, nivolananareo, nivolanan', nivolanan-, nivolanam-, nivolana-
Ny hoavy : hivolanana, hivolanako, hivolananao, hivolanany, hivolanantsika, hivolananay, hivolananareo, hivolanan', hivolanan-, hivolanam-, hivolana-
Filaza mandidy : ivolany

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/14