Teny iditra ivantanana (vantana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Ny hany ahitana, dia mpivaro-mandeha na mpivarotra amin' ny tanàn-dehibe sasany, izay efa misy mahalala ka ivantanana rehefa tonga ny akory sy akory. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ivantanana, ivantanako, ivantananao, ivantanany, ivantanantsika, ivantananay, ivantananareo, ivantanan', ivantanan-, ivantanam-, ivantana-
Ny lasa : nivantanana, nivantanako, nivantananao, nivantanany, nivantanantsika, nivantananay, nivantananareo, nivantanan', nivantanan-, nivantanam-, nivantana-
Ny hoavy : hivantanana, hivantanako, hivantananao, hivantanany, hivantanantsika, hivantananay, hivantananareo, hivantanan', hivantanan-, hivantanam-, hivantana-
Filaza mandidy : ivantano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20