Teny iditra ito
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Ity [1.78]
 Enti-manondro ny taona diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito
Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy amin' ny "itỳ" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian' ny anarana kosa izy [1.1]
Ohatra Hafa noho izay vokatra teo aloha no azo tamin' ito. [2.445]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra ito
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisarahana, fahatapahana [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra ito
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Nom donné aux écorces de hafotra quand elles ont été battues et tressées pour faire des liens solides, ou taillées et filées pour être tissées. En Imerina, on dit plutôt hifi-tenona, surtout dans le dernier cas. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02