Entrée isika
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Samy olombelona mety diso daholo isika.(Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [Rajemisa 1985]
Explications en anglais we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [Richardson 1885]
 we (including those addressed) [Hallanger 1973]
Explications en français nous (y compris ceux à qui on parle). [Abinal 1888]
 nous (inclusif) [Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Explications en italien noi [Profita 1969]
Mots composés, titres, noms 
Analogues  antsika ~ -ntsika, -tsika
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée ïsika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] hira [Rakotosaona 1975]
Synonymes hosika

Mis à jour le 2022/03/01