Teny iditra isalorana (salotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Manan-tompo koa ny poezia, an'ny mpamorona azy ihany ka tsy azon'olon-kafa isalorana. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : isalorana, isalorako, isaloranao, isalorany, isalorantsika, isaloranay, isaloranareo, isaloran', isaloran-, isaloram-, isalora-
Ny lasa : nisalorana, nisalorako, nisaloranao, nisalorany, nisalorantsika, nisaloranay, nisaloranareo, nisaloran', nisaloran-, nisaloram-, nisalora-
Ny hoavy : hisalorana, hisalorako, hisaloranao, hisalorany, hisalorantsika, hisaloranay, hisaloranareo, hisaloran', hisaloran-, hisaloram-, hisalora-
Filaza mandidy : isalory

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20