Teny iditra | intỳ | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra eny an-tanana ka tondroina amin' olona itenenana: Intỳ ny satrokao Enti-milaza zavatra na olona aseho eo no ho eo amin' olona itenenana: Intỳ misy hira kely atolotro ho an' i Neny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Here I am, here he is, etc [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Me voici, le voici, etc [1.8] | ||||||
Teny iditra | inty | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Loto, pentina [1.78] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | intỳ, tiñy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |