Teny iditra iniana (nia)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao an-tsitrapo marina: Niniako nafenina ilay voankazo vao novidina satria tsy mbola masaka tsara
Mitovy hevitra: niavina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait à dessein, volontairement [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iniana, iniako, inianao, iniany, iniantsika, inianay, inianareo, inian', inian-, iniam-, inia-
Ny lasa : niniana, niniako, ninianao, niniany, niniantsika, ninianay, ninianareo, ninian', ninian-, niniam-, ninia-
Ny hoavy : hiniana, hiniako, hinianao, hiniany, hiniantsika, hinianay, hinianareo, hinian', hinian-, hiniam-, hinia-
Filaza mandidy : inio
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13