Teny iditra inginingina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsanganana na fipetrahana maka avoavo na eo ambonin' ny zavatra avoavo, na ny loharantsana no mitondra ny tena raha mitsangana na ny voditongotra raha mipetraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A word for ainginaingina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Comme ainginaingina [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31