Teny iditra | indray andro manenjana | |
Singan-teny | indray ; andro ; manenjana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny tontolo andro manomboka ny maraina ka mandrapaharivan' ny andro, indray andro tontolo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | All the day long, the whole day, an entire day [1.2] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22 |