Teny iditra ilay montana
Singan-teny ilay ; montana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilay ratsy fanahy, ilay tsy vanona
Ilay montana, ilay fady, ilay tonaka, ilay trotraka, ilay mangesa, ilay fadifoara, ilay aza mahita, ilay tohara, ilay toharazailoza, ilay boboha tangena, ilay mihoza, ilay mihozamihoza [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01