Teny iditra ilay fito
Singan-teny ilay ; fito
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy) [1.1]
 [ ilaifito ] Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16