Teny iditra | ilavoamena (ila, voa, mena) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Tsipelina hafa | lavoamena | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ilavoamena io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |