Teny iditra | ilasiray (ila, sy, iray) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bola izay 0, 30 fr. ny sandany; toy izao no niforonany: ila (voamena) sy iray (voamena) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [sy, and iray, one.] threepence ; lit. one half and one, ie. One half (of twopence) and one (twopence). Pronounced lasiray. [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Tsipelina hafa | lasiray | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |