Entrée ilany > ilana
Partie du discours Non spécifié
Explications en anglais  [Richardson 1885 page 237] (root)
Dérivations 

Entrée ilany > ilana (ila)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [Richardson 1885 page 236]
Explications en français  [Abinal 1888 page 277]
Morphologie 
ilana
ilako
ilanao
ilany
ilantsika
ilanay
ilanareo
ilan'
ilan-
ilam-
ila-
nilana
nilako
nilanao
nilany
nilantsika
nilanay
nilanareo
nilan'
nilan-
nilam-
nila-
hilana
hilako
hilanao
hilany
hilantsika
hilanay
hilanareo
hilan'
hilan-
hilam-
hila-
ilao
Exemples 
1 [Abinal 1888, page 277] Misy raharaha ilako ny ramolenao ka mba ampindramo ahy (J'ai besoin de votre mulet pour une affaire, veuillez me le prêter)
2 [Abinal 1888, page 277] Inona ny antony ilanao fandraka amiko? (Pourquoi me demandez-vous un ciseau?)

Entrée ilany > ila
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] ilany
  [Rajemisa 1985] Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato
¶ Lanimandry, lafy
¶ Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao
¶ Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara
¶ Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ
Explications en anglais  [Richardson 1885] the side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)]
  [Hallanger 1973] the side, a half
Explications en français  [Hallanger 1974] côté, moitié
  [SLP 1986] moitié, façade, membre, flanc
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
 
Analogues  ilavoamena ~ ilasiray ~ ilasiroa ~ ilasitelo ~ ilasiventy
  tehezana ~ takiba
Citations 

Entrée ilany > ila
Partie du discours Non spécifié
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitadiavana, fizahana, fikarohana
Explications en anglais  [Richardson 1885] (root)
Dérivations 

Entrée ilany > ila
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tanala] fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana