Teny iditra ilañilañy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ ilangilangy ] Hazo ambolena any amin' ny faritra avaratra andrefana, fa indrindra any Nosibe, mety mahatratra 15-20 m; ny voniny anaovana ranomanitra izay manana fofona manokana mandrafana izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ ylang-ylang ] Ylang-ylang; arbre originaire des Philippines et des Moluques, appelé aussi Canang ou Cananga (Cananga odorata ou Unona odorata, de la famille des annonacées), et cultivé en Birmanie, à la Réunion et aux Philippines. Il fournit une essence très suave, utilisée en parfumerie. [1.97]
  [Tankarana] [ ilagnilagny ] (malgachisation de Ylang-ylang). Cananga odorata (Lam.) Hook. f. & Thomson. (Annonaceae). Arbre dont les fleurs fournissent par distillation l'essence de Cananga, l'essence d'ylang-ylang, très employées en parfumerie. [1.196]
Anarana siantifika Cananga odorata
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/10