|
|
|
|

Teny iditra1  ihoarana (hoatra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#256]
Ohatra  3  raha rano hanafotra izahay eto fefiloha tsy azo ihoarana [2.587#]
4  Misy tendrombohitra, raisy ranomasina, misy ony, izay tsy azony ihoarana [1.357#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny ihoarana io

Fivaditsoratra  10  iahorana, ihaorana, iharoana, ihoarana, iroahana

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/01