Teny iditra ihinanana (hinana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra Ary tato aoriandriana ny manasa tanana alohan' ny ihinanana dia nataon' ny Fariseo sy ny mpanora-dalànaho didy lehibe tsy maintsy tandremana mihitsy; [1.38]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ihinanana, ihinanako, ihinananao, ihinanany, ihinanantsika, ihinananay, ihinananareo, ihinanan', ihinanan-, ihinanam-, ihinana-
Ny lasa : nihinanana, nihinanako, nihinananao, nihinanany, nihinanantsika, nihinananay, nihinananareo, nihinanan', nihinanan-, nihinanam-, nihinana-
Ny hoavy : hihinanana, hihinanako, hihinananao, hihinanany, hihinanantsika, hihinananay, hihinananareo, hihinanan', hihinanan-, hihinanam-, hihinana-
Filaza mandidy : ihinano
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20