Teny iditra 1/2 | ify | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Nify: Hotao tsara laha mbola am-bava fa an-tratra tsy ba misy ify koa (tsakoy tsara dieny mbola ao am-bava fa ny any an-tratra tsy mba misy nify intsony) [1.78] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A word for nify [1.2] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Teny iditra 2/2 | ify | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny frantsay | Affine [1.13] | |||
Voambolana | Matematika: alijebra | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |