Teny iditra ifoterana (fotitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy Asian' ilay nasiana voalohany indray: Nifoteran' ilay alika nokapohiny Rakoto ka naratra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ifoterana, ifoterako, ifoteranao, ifoterany, ifoterantsika, ifoteranay, ifoteranareo, ifoteran', ifoteran-, ifoteram-, ifotera-
Ny lasa : nifoterana, nifoterako, nifoteranao, nifoterany, nifoterantsika, nifoteranay, nifoteranareo, nifoteran', nifoteran-, nifoteram-, nifotera-
Ny hoavy : hifoterana, hifoterako, hifoteranao, hifoterany, hifoterantsika, hifoteranay, hifoteranareo, hifoteran', hifoteran-, hifoteram-, hifotera-
Filaza mandidy : ifotero
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05