Teny iditra ifaninanana (faninana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
 To be rivaled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avec quoi on rivalise, avec qui on rivalise; l'objet d'un concours ou d'une rivalité [1.8]
Ohatra Ary izany no mahavoa ny ankamaroan' ny zaza Malagasy eo amin' ny fanadinana ifaninanana ataony. [1.317]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ifaninanana, ifaninanako, ifaninananao, ifaninanany, ifaninanantsika, ifaninananay, ifaninananareo, ifaninanan', ifaninanan-, ifaninanam-, ifaninana-
Ny lasa : nifaninanana, nifaninanako, nifaninananao, nifaninanany, nifaninanantsika, nifaninananay, nifaninananareo, nifaninanan', nifaninanan-, nifaninanam-, nifaninana-
Ny hoavy : hifaninanana, hifaninanako, hifaninananao, hifaninanany, hifaninanantsika, hifaninananay, hifaninananareo, hifaninanan', hifaninanan-, hifaninanam-, hifaninana-
Filaza mandidy : ifaninano
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/22