Teny iditra ifanapahana (tapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra 
1Ny teraka tsy ifanapahana, fa izay velona no rain' ny zaza. [2.558]
2jereo fa izy samy voatavo tsy mifan-draka aza mahalala ny "valala iray ifanapahana" , ary "homan-tsy mizara, hono, kapakapa lela". [2.297]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ifanapahana, ifanapahako, ifanapahanao, ifanapahany, ifanapahantsika, ifanapahanay, ifanapahanareo, ifanapahan', ifanapahan-, ifanapaham-, ifanapaha-
Ny lasa : nifanapahana, nifanapahako, nifanapahanao, nifanapahany, nifanapahantsika, nifanapahanay, nifanapahanareo, nifanapahan', nifanapahan-, nifanapaham-, nifanapaha-
Ny hoavy : hifanapahana, hifanapahako, hifanapahanao, hifanapahany, hifanapahantsika, hifanapahanay, hifanapahanareo, hifanapahan', hifanapahan-, hifanapaham-, hifanapaha-
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20