Teny iditra idiran-doza
Singan-teny idirana ; loza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tratra, voan' ny loz; voan' ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, idiran' angano
Fiteny mirary ratsy ho an' olona, fanompana [1.1]
Tovy hevitra idiran' angano
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17