Teny iditra | Ibavy | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny entin' ny lehilahy manondro ny anabaviny amin' ny fomba somary miangentsana: Inona no nentin' Ibavy ho anareo, rankizy? [1.1] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |