Teny iditra ianteherana (antehitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny fanjakana no ianteheran' ny vahoaka [1.1]
Ohatra 
1Ny mpanan-karena no ianteheran' ny mahantra (Les pauvres s'appuient, comptent sur les riches) [1.3]
2Hianao no ianteherako (Je me confie à vous, je compte sur vous) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ianteherana, ianteherako, ianteheranao, ianteherany, ianteherantsika, ianteheranay, ianteheranareo, ianteheran', ianteheran-, ianteheram-, iantehera-
Ny lasa : nianteherana, nianteherako, nianteheranao, nianteherany, nianteherantsika, nianteheranay, nianteheranareo, nianteheran', nianteheran-, nianteheram-, niantehera-
Ny hoavy : hianteherana, hianteherako, hianteheranao, hianteherany, hianteherantsika, hianteheranay, hianteheranareo, hianteheran', hianteheran-, hianteheram-, hiantehera-
Filaza mandidy : iantehero
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20