Teny iditra iaho
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] izahay [1.78]
  [Bara] izaho [1.78]
  [Tanala] aho, izaho : Mamely tsy vadikapaka teroaña iaho lomale (nanao savoan-danitra tery aho omaly) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A provincial word for izaho [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] Je, moi. Lehe iaho mandy, "Si cela ne tient qu'à moi". [1.6]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31