Teny iditra iadanana (adana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Inona no iadananao toy izany raha miteny hianao? (Pourquoi vas-tu ainsi lentement en parlant?) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iadanana, iadanako, iadananao, iadanany, iadanantsika, iadananay, iadananareo, iadanan', iadanan-, iadanam-, iadana-
Ny lasa : niadanana, niadanako, niadananao, niadanany, niadanantsika, niadananay, niadananareo, niadanan', niadanan-, niadanam-, niadana-
Ny hoavy : hiadanana, hiadanako, hiadananao, hiadanany, hiadanantsika, hiadananay, hiadananareo, hiadanan', hiadanan-, hiadanam-, hiadana-
Filaza mandidy : iadano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20