Teny iditra iaba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Ray, rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy [1.78]
  [Taisaka] Ray [1.78]
  [Betsimisaraka] Fiantsoana ny ray, dada [1.78]
  [Bezanozano] Dada [1.78]
  [Sihanaka] Ray, dada [1.78]
Tovy hevitra aba
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31