Entrée | hosena (hosy) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | Hitsahina amin' ny tongotra: Aza hosena itỳ lambako ¶ Atao tsinontsinona, zimbazimbaina: Nohoseny ny hajan' ny tokantranony tamin' ny fitondran-tena ratsy nataony ¶ Vakivakina (enti-milaza ny baingan' ny tanimbary vakina mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hanetsana ny vary): Hosen' ny olona ny tanimbary alohan' ny hanetsana ¶ Baboina: Nohosen' ny fanjakana ny hareny fa namadika tanindrazana izy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explications en anglais | to be trampled as ricefield; to be confiscated [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Explications en français | qu'on piétine; qu'on confisque [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |