Teny iditra horompotsy
Singan-teny horona ; fotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ahitra karazana horona, maniry mitambabe eny amoron-drano na ankeniheny, lava ravina, mafy taho, atao fanafoana trano, ary noho izy malefaka kokoa noho ny horona dia anaovana sesi-kidoro koa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (de horona et fotsy : blanc). Nom de diverses des Poaceae poussant en touffes, mais différentes des horona. Ce sont surtout :
[Merina] Pennisetum pseudotriticoides A. Camus. (Poaceae) Identité déjà signalée par Bosser.
[Bara] Sporobolus africanus (Poir.) Robyns & Tournay et Sporobolus pyramidalis P.Beauv.( Poaceae)
[Betsileo, Merina] Nom donné aussi, depuis peu, à l'herbe aux éléphants africaine, introduite et cultivée, Pennisetum typhoideum Rich. Nom illégitime (Poaceae) synonyme de Pennisetum spicatum (L.) Körn.(Poaceae). Voir aussi foiambazaha . [1.196]
Anarana siantifika Pennisetum pseudotriticoides, Pennisetum spicatum, Sporobolus africanus, Sporobolus pyramidalis
Ohatra 
1Ngetan' ny main-tany ny ahi-maitso an-tanety ka horompotsy marefo. [2.470]
2Lazao ny Komandy hanatona ahy hatoroko hevitra, hoy ilay zatovo sady nandady tao anaty horompotsy izy. [2.895]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11